| Entrée | 1 bango an-katoka | 
| Mots élémentaires | 2 bango, 3 hatoka | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona (bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2] | 
| Vocabulaire | 7 Coiffures | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |